Teny iditra ahevo (hevo)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mihevo, manapoipoitra ny tany eny anaty voly tsy ho rendrika: Itỳ hazo kely maranitra itỳ ahevo ny tanimboly [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
ahevo
ahevoko
ahevonao
ahevony
ahevontsika
ahevonay
ahevonareo
ahevon'
ahevon-
ahevom-
nahevo
nahevoko
nahevonao
nahevony
nahevontsika
nahevonay
nahevonareo
nahevon'
nahevon-
nahevom-
hahevo
hahevoko
hahevonao
hahevony
hahevontsika
hahevonay
hahevonareo
hahevon'
hahevon-
hahevom-
ahevoy

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14