Teny iditra aheza (heza)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina maneza na manamboatra ny landy mba handaitra tsara ny loko atao aminy: Ranona vatofosa mena taho no matetika aheza ny landy anaovana lambamena [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Avec quoi on donne le mordant dans la teinture de la soie [1.3]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : aheza, ahezako, ahezanao, ahezany, ahezantsika, ahezanay, ahezanareo, ahezan', ahezan-, ahezam-
Ny lasa : naheza, nahezako, nahezanao, nahezany, nahezantsika, nahezanay, nahezanareo, nahezan', nahezan-, nahezam-
Ny hoavy : haheza, hahezako, hahezanao, hahezany, hahezantsika, hahezanay, hahezanareo, hahezan', hahezan-, hahezam-
Filaza mandidy : ahezao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19