Teny iditra ahezaheza (hezaheza)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ajoro, atsangana mijoro tsara: Nahezahezany teo anoloan' ny vahoaka teo ilay zaza zara raha mitafy [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahezaheza, ahezahezako, ahezahezanao, ahezahezany, ahezahezantsika, ahezahezanay, ahezahezanareo, ahezahezan', ahezahezan-, ahezahezam-
Ny lasa : nahezaheza, nahezahezako, nahezahezanao, nahezahezany, nahezahezantsika, nahezahezanay, nahezahezanareo, nahezahezan', nahezahezan-, nahezahezam-
Ny hoavy : hahezaheza, hahezahezako, hahezahezanao, hahezahezany, hahezahezantsika, hahezahezanay, hahezahezanareo, hahezahezan', hahezahezan-, hahezahezam-
Filaza mandidy : ahezahezao

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05