Teny iditra ahibahoaka (ahitra, vahoaka)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Anarana enti-milaza ny ravin' ny tsevoka na tenina izay anafoana trano [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   The name of a species of grass. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   les feuilles de glaïeul dont on couvre les cases [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   (de ahitra et vahoaka = peuple). Plante de marécage indéterminée servant à faire des toitures de chaume sans grande solidité. [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Atsy andrefana atsy misy vololondravina roa mifanatrika alao vintana alao tononandro fa na tsy mivady aza miranitra fadiro ny ahibahoaka fandrao halambahoaka an-tanana fadiro ny tsitohintohina fandrao tohim-pitia koa lavo [Fox: Hainteny, laharana 402]
Voambolana  

2017/11/28