Teny iditra ahibano (ahitra, vano)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ahitra fotsy mamiratra fanaovana satroka be sofina an-dehilahy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   an herb from which a superior kind of straw hat is made. Cyperus (?) sp. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   herbe dont on tire la paille à chapeaux [Abinal 1888]
Anarana siantifika   Cyperus
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/15