Teny iditra ahiboka (hiboka)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Hidiana amin' ny toerana anankiray ka tsy avala hivoaka: Ahibohy ao am-pahitra ny omby
Afantsika amin' ny asa iray: Nahibony tamin' ny fianarana ny zanany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahiboka, ahiboko, ahibokao, ahibony, ahibotsika, ahibokay, ahibokareo, ahibok', ahibo-
Ny lasa : nahiboka, nahiboko, nahibokao, nahibony, nahibotsika, nahibokay, nahibokareo, nahibok', nahibo-
Ny hoavy : hahiboka, hahiboko, hahibokao, hahibony, hahibotsika, hahibokay, hahibokareo, hahibok', hahibo-
Filaza mandidy : ahibohy

Teny iditra ahiboka
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny frantsay  [Tankarana] Nom d'une espèce d'herbe qui apaise les maux de ventre ; feuille large et épaisse. [1.19]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05