Teny iditra ahidratsy (ahitra, ratsy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   ahitra miara-maniry amin' ny vary ka mahatonga ny vary havana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   Grass which grows among the rice, and which is used as a faditra [Richardson 1885]
Famaritana frantsay   espèce d'ivraie [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   (de ahitra = herbe et ratsy = mauvais).
¶ Nom générique des "mauvaises herbes", adventices des cultures, et surtout de celles qui envahissent les rizières et gênent la croissance du riz.
¶ Herbe indéterminée employé dans les cérémonies d'exorcisme (on dit de même hena-ratsy pour designer la viande distribué aux funérailles, même s'il est d'excellente qualité). [Boiteau: Végétaux]
Ohatra   Harena tsy mahavonjy poritra ireny, kanefa rahefa tsy manankatao ny tena sady tsy manam-bola hanaramana dia aleo esorina ihany ny ahidratsy. [Andriamalala: Zazavavindrano, takila 101]
Voambolana  
Lahatsoratra  

Nohavaozina tamin' ny 2017/11/28