Teny iditra ahidrindrina (ahitra, rindrina)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry ampiasaina raha misy fivoahan-dra ka ny raviny maitso no tenehina (Dichrocephala latifolia) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   [Betsileo] An herb. The Betsileo make poultices for boils of the leaves. Dichrocephala latifolia, D.C. Same as trebotrebonamboa [Richardson 1885]
Voambolana  
Anarana siantifika   Dichrocephala latifolia
Fitovian-keviteny   trebotrebonamboa

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/15