Teny iditra | ahilana (hilana) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao mirona amin' ny ilany iray, atongilana: Ahilano kely mianatsimo ny lohanao [1.1] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | ahilana, analahy, hianala |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |