Teny iditra ahilangilana (hilangilana (hilana))
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   qu'on balance, qu'on fait osciller [Abinal 1888]
Ohatra   mba tsy ho zaza intsony isika, ka ahilangilana sy ampitambolimbolenin'ny rivotry ny fampianarana samy hafa rehetra amin'ny saim-petsy ataon'ny olona sy ny fihendreny hahatanteraka ny hevitry ny famitahana; [Baiboly: 56:004:014/Efesianina 4:14..]
Ny bikany  
ahilangilana
ahilangilako
ahilangilanao
ahilangilany
ahilangilantsika
ahilangilanay
ahilangilanareo
ahilangilan'
ahilangilan-
ahilangilam-
ahilangila-
nahilangilana
nahilangilako
nahilangilanao
nahilangilany
nahilangilantsika
nahilangilanay
nahilangilanareo
nahilangilan'
nahilangilan-
nahilangilam-
nahilangila-
hahilangilana
hahilangilako
hahilangilanao
hahilangilany
hahilangilantsika
hahilangilanay
hahilangilanareo
hahilangilan'
hahilangilan-
hahilangilam-
hahilangila-
ahilangilano
Fitovian-keviteny   hilangilanina

Nohavaozina tamin' ny 2013/04/16