Teny iditra ahimafana (ahitra, fana)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavamaniry fanao ody kankana ny raviny izay tanehina atao antitra dia antitra (Spilanthes acmella) [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   plante médicale, vermifuge [Abinal 1888]
Famaritana frantsay   [Merina] (de ahitra = herbe, et mafana = chaud, brûlant). Spilanthes acmella A. Chev. (Asteraceae). Herbe à saveur brûlante. On en administre le décocté aux jeunes enfants contre les vers. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Spilanthes acmella

2017/11/30