Teny iditra ahina (ahy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   atahorana: ahiko ho nangalatra iny zazalahy iny fa kaodikaody
¶ karakaraina, raharahaina: tsy ahiny akory ny asany [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be cared for, to be concerned about, to be feared , to be suspicious about. [Richardson 1885]
   to be cared for; to be cause for worry [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   dont on a soin; dont on s'inquiète; dont on se soucie [Hallanger 1974]
Ny bikany  
ahina
ahiko
ahinao
ahiny
ahintsika
ahinay
ahinareo
ahin'
ahin-
ahim-
ahi-
nahina
nahiko
nahinao
nahiny
nahintsika
nahinay
nahinareo
nahin'
nahin-
nahim-
nahi-
hahina
hahiko
hahinao
hahiny
hahintsika
hahinay
hahinareo
hahin'
hahin-
hahim-
hahi-
ahio
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/07