Teny iditra | ahintsano (hintsana) | |
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny iharana ahintsana | |
Ohatra | Ahintsano ny vovoka amin' ny tongotrao vao miditra ny trano ianao
[1.1] | |
Fivaditsoratra | ahintsano, ahontsina, anantsiho, hontsaina |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |