Teny iditra ahiratra (hiratra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Sokafana (maso) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be opened wide (of the eyes) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   à écarquiller [Abinal 1888]
   être grands ouverts, qu'on écarquille (se dit des yeux) [Hallanger 1974]
Ohatra  
1Ahirato ny masonao. [Rajemisa 1985, takila 38]
2Ahiratra tsara ny maso. [Rajaonarivelo: Bina, takila 38]
3Ary raha tsy mbola mipaka ao akekiny ka ahiratra ny masony: [Callet: Tantara, takila 247]
Ny bikany  
ahiratra
ahiratro
ahiratrao
ahirany
ahiratsika
ahiratray
ahiratrareo
ahiratr'
ahira-
ahiratry
nahiratra
nahiratro
nahiratrao
nahirany
nahiratsika
nahiratray
nahiratrareo
nahiratr'
nahira-
nahiratry
hahiratra
hahiratro
hahiratrao
hahirany
hahiratsika
hahiratray
hahiratrareo
hahiratr'
hahira-
hahiratry
ahirato
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2017/05/12