Teny iditra ahisatra (hisatra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Akisaka na akorisa miadana: Ahisatry ry zalahy ny raharaha, ka mimenomenona ny vahoaka [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   à trainer lourdement [Abinal 1888]
Endriteny  
ahisatra
ahisatro
ahisatrao
ahisany
ahisatsika
ahisatray
ahisatrareo
ahisatr'
ahisa-
ahisatry
nahisatra
nahisatro
nahisatrao
nahisany
nahisatsika
nahisatray
nahisatrareo
nahisatr'
nahisa-
nahisatry
hahisatra
hahisatro
hahisatrao
hahisany
hahisatsika
hahisatray
hahisatrareo
hahisatr'
hahisa-
hahisatry
ahisaro

2013/12/09