Teny iditra ahitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   bozaka maniry: Maniry ahitra ny tokotany fa diovy tsara [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   grass, weeds, herbs in general, litter, sweepings [Richardson 1885]
   short grass [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   herbes; gazon [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   [Merina] Nom générique des plantes herbacées, à feuilles allongées, comme les Graminées. Elles peuvent être fourragères mais ne sont pas consommées comme légume.
¶  Floscopa glomerata (Willd. ex Schult. & Schult. f.) Hassk. (Commelinaceae). [Boiteau: Végétaux]
Ohatra  
1tsy misy ahitra maniry, mongomongo. [Rajemisa: Fiteny 4, takila 21]
2Ny latabatra dia ahitra maitso malemilemy. [Rajaonarivelo: Bina, takila 40]
3Raha mandavo ahitra ihany no anaovana ireo. [Ndemahasoa: Antakay, takila 82]
Voambolana  
Anarana siantifika   Floscopa glomerata
Tsipelina hafa  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  
Lahatsoratra  
Haianarantany   Anaran-toerana misy itý teny ahitra itý (2): Ahitromby, Anahidrano
Fifanahafana   akata ~ bozaka ~ vilona

Teny iditra ahitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana anglisy   Fig. The common people. [Richardson 1885]
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Lahatsoratra  

Teny iditra ahitra
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Hoditra ifonosan' ny zaza ao an-kibon-dreniny, izay atao hoe koa tavony na zandrin-jaza. (Araka ny fomba malagasy, ny ahitra dia mazàna alevina rehefa teraka ny zaza, ka tsy mahazo miherikerika izay mandevina azy) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   the placenta, the afterbirth [Richardson 1885]
   the placenta [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   le placenta [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay   placenta [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Lahatsoratra  
Fifanahafana   plasenta ~ tavony ~ zandrin-jaza

Nohavaozina tamin' ny 2017/12/17