Teny iditra ahitrakoho (ahitra, akoho)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy ahitra fanaon' ny mpanao raokandro fanafody [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy A grass. [Richardson 1885]
Famaritana frantsay herbe médicinale [Abinal 1888]
Famaritana frantsay  [Merina] (de ahitra = herbe, et akoho = poulet). Gnaphalium luteoalbum L. (Asteraceae). Le suc exprimé de la plante fraîche est réputé vulnéraire. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana 
Anarana siantifika Gnaphalium luteoalbum
Fifanahafana  ahitrakoholahy ~ ahitrakohovavy

2017/11/29