Teny iditra ahitrombilahy (ahitra, omby, lahy)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   karazan' ahitra saika fahita hatraiza hatraiza; ny voniny mirantsana toy ny rantsantanana erỳ antendrony, ka mitovitovy amin' ny fandrotrarana izy fa ny maha-hafa azy dia ny tahony mijoro fa tsy misafosafo amin' ny tany [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay   [Betsileo, Sakalava] (de ahitra = herbe, et ombilahy = taureau). Chrysopogon serrulatus Trin. (Poaceae). Bon fourrage, recherché par les animaux.
¶ Ce nom s'applique aussi à Dactyloctenium aegyptium (L.) Willd. (Poaceae), bonne Graminée fourragère. Ses grains étaient récoltés en cas de disette, comme céréale de secours. [Boiteau: Végétaux]
Voambolana  
Anarana siantifika   Chrysopogon serrulatus, Dactyloctenium aegyptium

2017/11/29