Teny iditra | ahitsoka (hitsoka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Alentika tsy ho afa-mivoaka; alatsaka amin' ny toerana tsy ahafahana mivoaka: Nahitsokao ao anatin' ny fahasahiranana aho [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à enfoncer [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22 |