Teny iditra ahitsy (hitsy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Amboarina tsy hibilabilaka, tsy ho meloka: Ahitsio itỳ lalana itỳ
Atao milahatra tsy mibilabila: Ahitsio tsara ireto seza ireto [1.1]
Fanazavàna teny frantsay Qu’on redresse, qu’on aligne, qu’on corrige [1.3]
Ohatra Ataovy ny tiana tafiditra an-tranon-tena io any aminareo any: anarina raha manivaka, ahitsy mba ho mendrika antsika mianakavy ihany. [2.245]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahitsy, ahitsiko, ahitsinao, ahitsiny, ahitsintsika, ahitsinay, ahitsinareo, ahitsin', ahitsin-, ahitsim-
Ny lasa : nahitsy, nahitsiko, nahitsinao, nahitsiny, nahitsintsika, nahitsinay, nahitsinareo, nahitsin', nahitsin-, nahitsim-
Ny hoavy : hahitsy, hahitsiko, hahitsinao, hahitsiny, hahitsintsika, hahitsinay, hahitsinareo, hahitsin', hahitsin-, hahitsim-
Filaza mandidy : ahitsio

Teny iditra ahitsy
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Tanosy] ahitra [1.10]
Fanazavàna teny frantsay  [Tanosy] Équivalent de ahitra [1.196]
Voambolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2021/04/08