Teny iditra ahizina (hizina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Alentika, ampidirina, ahitsoka: Nahiziny tao anaty fasika ny lakany [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahizina, ahiziko, ahizinao, ahiziny, ahizintsika, ahizinay, ahizinareo, ahizin', ahizin-, ahizim-, ahizi-
Ny lasa : nahizina, nahiziko, nahizinao, nahiziny, nahizintsika, nahizinay, nahizinareo, nahizin', nahizin-, nahizim-, nahizi-
Ny hoavy : hahizina, hahiziko, hahizinao, hahiziny, hahizintsika, hahizinay, hahizinareo, hahizin', hahizin-, hahizim-, hahizi-
Filaza mandidy : ahizino

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05