Teny iditra ahoako (ahoana, -ko)
Sokajin-teny   tambinteny ahoana sy mpisolo
Dikanteny anglisy   an expression of dislike: What should I do with it? What is the good of it. [Richardson 1885]
Ohatra   Ahoako inona akory izay sikajinao! [Randriamiadanarivo: Sikajy, takila 6]
Ehe, le somonjara, hoy i, nareo, fe i tsy ahoako. [Gueunier: Contes, takila 29]
Ahoako inona anefa izany, hoy aho, izaho tsy manana entana ity? [Andraina: I Vola, takila 80]

Nohavaozina tamin' ny 2016/10/31