Teny iditra ahoana hoe
Singan-teny ahoana ; hoe
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny malagasy Entimanontany raha tena izany tokoa no izy, ka matetika fiangaviana hamerina ny efa voalaza io: Ahoana hoe? (toy izany avokoa no hevitry ny "hoe" aorian' ny teny enti-manontany: Iza hoe no nilaza izany?) [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/16