Teny iditra ahoatra (hoatra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ampandalovina ambony, an-koatra..., alefa mihoatra...: Ahoary ny tamboho io entana io [1.1]
Fanazavàna teny frantsay à faire passer dessus, au delà: Hahoatrako amin' ny tamboho ny fanalahidy ka tantazo (Je vais faire passer la clef par dessus le mur, recevez-là) [1.3]
Ohatra ary rahefa nisotro, maka indray ahoatra ny loha ny, dia asafo ny lolia ny. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahoatra, ahoatrako, ahoatranao, ahoatrany, ahoatrantsika, ahoatranay, ahoatranareo, ahoatr', ahoa-, ahoatry
Ny lasa : nahoatra, nahoatrako, nahoatranao, nahoatrany, nahoatrantsika, nahoatranay, nahoatranareo, nahoatr', nahoa-, nahoatry
Ny hoavy : hahoatra, hahoatrako, hahoatranao, hahoatrany, hahoatrantsika, hahoatranay, hahoatranareo, hahoatr', hahoa-, hahoatry
Filaza mandidy : ahoary, ahoaro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31