Teny iditra ahohona (hohona)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Entina mambomba, mamihina: Ny elany no ahohon' ny reniakoho ny zanany [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
ahohona
ahohoko
ahohonao
ahohony
ahohontsika
ahohonay
ahohonareo
ahohon'
ahohon-
ahohom-
ahoho-
nahohona
nahohoko
nahohonao
nahohony
nahohontsika
nahohonay
nahohonareo
nahohon'
nahohon-
nahohom-
nahoho-
hahohona
hahohoko
hahohonao
hahohony
hahohontsika
hahohonay
hahohonareo
hahohon'
hahohon-
hahohom-
hahoho-
ahohony

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14