Teny iditra ahombiasana (omby)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire [Abinal 1888]
Ohatra   Tsy hahombiasanao izy (Vous ne sauriez l’égaler, l'emporter sur lui) [Abinal 1888]
Tsy hahombiasanao izany raharaha izany (Vous ne pourrez venir à bout de ce travail) [Abinal 1888]
Tonga amin’ ny nafaliana tsy ahombiasana aho ka manatitra vorontsiloza (J’éprouve une grande joie, une joie que je ne puis satisfaire et je me contente de vous apporter un dindon) [Abinal 1888]
Ny bikany  
ahombiasana
ahombiasako
ahombiasanao
ahombiasany
ahombiasantsika
ahombiasanay
ahombiasanareo
ahombiasan'
ahombiasan-
ahombiasam-
ahombiasa-
nahombiasana
nahombiasako
nahombiasanao
nahombiasany
nahombiasantsika
nahombiasanay
nahombiasanareo
nahombiasan'
nahombiasan-
nahombiasam-
nahombiasa-
hahombiasana
hahombiasako
hahombiasanao
hahombiasany
hahombiasantsika
hahombiasanay
hahombiasanareo
hahombiasan'
hahombiasan-
hahombiasam-
hahombiasa-
ahombiaso
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/01