Teny iditra ahombiazana (omby)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   quelqu'un qu’on peut égaler ou vaincre, dont on peut obtenir quelque chose, travail dont on peut venir à bout, qu’on peut supporter, qu’on peut satisfaire [Abinal 1888]
Ohatra   Hita avy hatrany anefa fa ady tsy ahombiazana ilay natao [Andraina: Mitaraina]
Mijoro ho mpanome hevitra azo ahombiazana izy amin’izay. [SeFaFi ]
Ahombiazana amin’ ny zavatra rehetra ilaina io iehilahy io (On peut obtenir de cet homme tout ce dont on a besoin) [Abinal 1888]
Tsy ahombiazanao izany fahoriana izany (Vous ne pourrez supporter ces souffrances) [Abinal 1888]
Ny bikany  
ahombiazana
ahombiazako
ahombiazanao
ahombiazany
ahombiazantsika
ahombiazanay
ahombiazanareo
ahombiazan'
ahombiazan-
ahombiazam-
ahombiaza-
nahombiazana
nahombiazako
nahombiazanao
nahombiazany
nahombiazantsika
nahombiazanay
nahombiazanareo
nahombiazan'
nahombiazan-
nahombiazam-
nahombiaza-
hahombiazana
hahombiazako
hahombiazanao
hahombiazany
hahombiazantsika
hahombiazanay
hahombiazanareo
hahombiazan'
hahombiazan-
hahombiazam-
hahombiaza-
ahombiazo
Tsipelina hafa  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2016/03/01