Teny
Fitenim-paritra
Fototeny
Rakibolana
Sary
Takila fandraisana
Anaran-tsamirery
Voambolana
Sampanteny
Fitsipi-pitenenana
Bibliôgrafia
Mpiara-miasa
Eva
Sokajin-teny
Ohabolana
Lahatsoratra
Habaka
Fanontaniana
Fivaditsoratra
Haianarantany
Fafana sy Tsanganana
Fiovana
|
|
|
|
Teny iditra
ahonaka
(
honaka
)
Sokajin-teny
matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy
Entina mamonto, manetsaka
Alamaka ao am-pandriana:
Nahonaky ny aretina tapa-bolana aho
[
1.1
]
Haiendriteny
Ny ankehitriny :
ahonaka
, ahonako, ahonakao, ahonany, ahonatsika, ahonakay, ahonakareo, ahonak', ahona-
Ny lasa :
nahonaka, nahonako, nahonakao, nahonany, nahonatsika, nahonakay, nahonakareo, nahonak', nahona-
Ny hoavy :
hahonaka, hahonako, hahonakao, hahonany, hahonatsika, hahonakay, hahonakareo, hahonak', hahona-
Filaza mandidy :
ahonahy
,
ahonaho
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05