Teny iditra ahontsana (hontsana)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Hetsiketsehina: Ahontsano ny tavoahangy hahitana raha mbola misy loto
¶ Kobanina: Ahontsano ao anaty barika ny rano hanasana azy [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be rinsed by shaking; to be shaken (of a bottle) [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   qu'on rince en secouant; qu'on secoue, comme une bouteille [Hallanger 1974]
Ny bikany  
ahontsana
ahontsako
ahontsanao
ahontsany
ahontsantsika
ahontsanay
ahontsanareo
ahontsan'
ahontsan-
ahontsam-
ahontsa-
nahontsana
nahontsako
nahontsanao
nahontsany
nahontsantsika
nahontsanay
nahontsanareo
nahontsan'
nahontsan-
nahontsam-
nahontsa-
hahontsana
hahontsako
hahontsanao
hahontsany
hahontsantsika
hahontsanay
hahontsanareo
hahontsan'
hahontsan-
hahontsam-
hahontsa-
ahontsano
Fitovian-keviteny   ahontsankontsana

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/16