Teny iditra ahontsano (hontsana)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao ahontsana [firaketana]
Ohatra 
1Ahontsano ny tavoahangy hahitana raha mbola misy loto [Rajemisa 1985]
2Ahontsano ao anaty barika ny rano hanasana azy [Rajemisa 1985]
Fitovian-keviteny ahontsankontsano

2012/10/16