Teny iditra ahontsina (hontsina)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Ahetsika, aonjina: Aza ahontsina ny latabatra fa mianjera daholo ny zavatra eo amboniny [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahontsina, ahontsiko, ahontsinao, ahontsiny, ahontsintsika, ahontsinay, ahontsinareo, ahontsin', ahontsin-, ahontsim-, ahontsi-
Ny lasa : nahontsina, nahontsiko, nahontsinao, nahontsiny, nahontsintsika, nahontsinay, nahontsinareo, nahontsin', nahontsin-, nahontsim-, nahontsi-
Ny hoavy : hahontsina, hahontsiko, hahontsinao, hahontsiny, hahontsintsika, hahontsinay, hahontsinareo, hahontsin', hahontsin-, hahontsim-, hahontsi-
Filaza mandidy : ahontsony

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19