Teny iditra ahorina
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Ajanona, ahantsona tampoka [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   to be arrested. [Richardson 1885]
Ny bikany  
ahorina
ahoriko
ahorinao
ahoriny
ahorintsika
ahorinay
ahorinareo
ahorin'
ahorin-
ahorim-
ahori-
nahorina
nahoriko
nahorinao
nahoriny
nahorintsika
nahorinay
nahorinareo
nahorin'
nahorin-
nahorim-
nahori-
hahorina
hahoriko
hahorinao
hahoriny
hahorintsika
hahorinay
hahorinareo
hahorin'
hahorin-
hahorim-
hahori-
ahory

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/04