Teny iditra ahosotra (hosotra)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Atao hosotra: Menaka manitra no nahosony ny volony ka nandraraka eran' ny trano [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be smeared on something [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui sert d'enduit, ce avec quoi on oint, on peint, on graisse, on frictionne: Inty ny lakomadina ahosotrao ny volondohanao (Voici de la pommade pour oindre vos cheveux) ~ Loko maitso no tokony hahosotrao ny varavarana rehetra (Il vous faut mettre de la peinture verte à toutes les portes) ~ Inty menaka ahosotrao ny vay (Voici un onguent pour mettre sur le furoncle) [1.3]
 Avec quoi on peint; qu'on applique comme enduit [1.8]
Ohatra ny voantsevabe atono mafana apetaka ahosotra ny vavafery, dia mitanina andro. [2.48]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahosotra, ahosotro, ahosotrao, ahosony, ahosotsika, ahosotray, ahosotrareo, ahosotr', ahoso-, ahosotry
Ny lasa : nahosotra, nahosotro, nahosotrao, nahosony, nahosotsika, nahosotray, nahosotrareo, nahosotr', nahoso-, nahosotry
Ny hoavy : hahosotra, hahosotro, hahosotrao, hahosony, hahosotsika, hahosotray, hahosotrareo, hahosotr', hahoso-, hahosotry
Filaza mandidy : ahosory
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19