Teny iditra ahosy (hosy)
Sokajin-teny matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy Entina mihosy: Tsy nahita omby ahosy ny tanimbarinay aho
Enti-milaza ny zavatra asaina hosana: Ny tanimbarinay aloha hahosy vao ny anareo [1.1]
Ohatra Ka aza vonoi-maso ahosy ny razantsika fa an'olona anie itony tany itony, koa nomen'Andriamanitra antsika. [2.298]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : ahosy, ahosiko, ahosinao, ahosiny, ahosintsika, ahosinay, ahosinareo, ahosin', ahosin-, ahosim-
Ny lasa : nahosy, nahosiko, nahosinao, nahosiny, nahosintsika, nahosinay, nahosinareo, nahosin', nahosin-, nahosim-
Ny hoavy : hahosy, hahosiko, hahosinao, hahosiny, hahosintsika, hahosinay, hahosinareo, hahosin', hahosin-, hahosim-
Filaza mandidy : ahoseo
Kamban-teny 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19