Teny iditra ahy
Sokajin-teny   mpisolo anarana [firaketana]
Famaritana malagasy   Mpisolo anarana misolo olona enti-milaza [...]
¶ Raha milaza tompon-javatra: Ahy itỳ [...]
¶ Ny ahy: Enti-misolo anaran-javatr [...] [tohiny Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   Me, my, mine; objective case of aho. Occasionally this word is found with the suffixe pronouns, as ahiko, mine. [Richardson 1885]
   Me (as object); mine [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   A moi, moi, me. Ahy (ou quelquefois ahiko) irery izany: c'est à moi seul, c'est ma part. Mamono ahy izy: il me frappe.
¶ Ny ahy: le mien, les miens. [Abinal 1888]
   A moi, me. Ny ahy, le mien, les m [...] [tohiny Rajaonarimanana 1995]
   Moi (objet), mien [Hallanger 1974]
   à moi, moi, me.
¶ aminahy: chez moi, avec moi. Amy zoma anareo dia miala teto aminahy: vendredi, vous partirez de chez moi. [ahy est peu employé: cf plutôt anahy]. [Tanala] [Beaujard 1998]
Dikanteny italianina   me, a me [Profita 1969]
Ohatra  
1Iza no mba tia ahy? [Andriamalala: Ranomasina, takila 19]
2Mivavaha ho ahy koa. [Rajaonarivelo: Bina, takila 19]
Fifanahafana   aho, izaho ~ -ko, -o

Teny iditra ahy
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   tahotra [Rajemisa 1985]
   fahatsapana sy fahatsiarovana ny fisian'ny tena sy ny manodidina ny tena; fahatsiarovan-tena eo amin'ny adidy, eo amin'ny fitiondran-tena; eritreritra [SLP: Voambolana]
Dikanteny anglisy   solicitude, inquietude, anxiety, care, attention. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   soin, sollicitude, soupçon [Abinal 1888, Rajaonarimanana 1995]
   inquiétude, souci [Abinal 1888]
Dikanteny frantsay   conscience [SLP: Voambolana]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2015/09/19