Teny iditra aiay
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy  [Betsimisaraka] Anaran-gidro mpivoaka alina fa tsy mba mivoaka amin'ny antoandro [1.78]
 Karazan-gidro mpivoaka alina, tsy fahita afa-tsy eto Madagasikara [1.1]
Fanazavàna teny anglisy The aye-aye, a singular nocturnal animal endemic in Madagascar, to capture which, the natives say, causes illness or death. Same as ahay (Betsim.), and haihay [Antsih.]. Supposed to receive its name from its peculiar cry. Cheiromys Madagascariensis. [1.2]
Fanazavàna teny frantsay Aye-aye [1.54]
 Aye-aye (Daubentonia madagascariensis) [2.233]
Anarana siantifika Cheiromys madagascariensis, Daubentonia madagascariensis
Voambolana 
Tovy hevitra aingitra
Renianarana gidro
Anarana iray reny ahay, alokoteha, amboanala, ampongy, ankomba, ankombajoby, ankombamalandy, ankombamena, apongy, avahy, babakoto, bandro, barimaso, beharavoaka, bekola, boenga, boengy, bokombolo, bokombolomena, dadintsifaky, dredrika, endrina, fitiliky, fitily, fotsifaka, fotsife, hahay, haihay, halo, hataka, hira, kintrontro, kofy, koitsiky, komba, kotrika, mahiabeala, maky, matavirambo, pondiky, repahaka, sadabe, setohy, siba, sifaka, simpona, simpony, soamiera, songiky, tanta, tantaraolana, tantaraolona, tilitilivaha, titilivaha, tongona, trangalavaka, tsarafangitra, tsiba, tsibahaka, tsidiala, tsidihy, tsidy, tsitsidy, tsitsihy, vakiandry, vakivoho, varibolo, varibolomena, varika, varikamavo, varikandana, varikandra, varikandrana, varikosy, varimena, varinena, vary
Tsipelina hafa 
Tsanganana sy sary iray takila Ny Gidro

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/03/19