Teny iditra aidino (idina)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao aidina [firaketana]
Ohatra   Aidino kely ilay latabatra ao ambony rihana [Rajemisa 1985]
Aidino moramora ao an-tsinibe ny rano [Rajemisa 1985]
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/10/16