Teny iditra | aiditra (iditra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atsofoka ao anatin' ny...: Naiditro ny fanalahidy fa tsy nety Ampidirina, alatsaka: Naiditro ao amin' ilay sekoly ao akaikinay ny zanako [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | Used of that which is to be put in, or to be brought in, as a person brought into a house or room. [1.2] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | Qu'on fait entrer, pénétrer, qu'on introduit à qui on fait prendre le service, à qui on fait embrasser un métier, une profession Qu'on met comme ingrédient [1.3] | ||||||||
Ohatra | Ary izaho hanao sikidy izay olona aiditra ao aminy
[2.48] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny aiditra io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |