Teny iditra aika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran' ny zavatra tsara tery, mifanety tsara
¶ Fiantsoana olona maro ho vory; antso: Nanao aika avo ny mpiadidy ho ren' ny vahoaka [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a compact assembly, congress, or army, gathering together for the war.
¶ compact, close [Richardson 1885]
Sampanteny 
Tsipelina hafa 

Teny iditra aika
Sokajin-teny tambinteny [firaketana]
Famaritana malagasy  [Bezanozano, Tambahoaka] eny [Rakotosaona 1972]

Teny iditra aika
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Anaran-javamaniry fanao loko (Indigofera tinctoria) [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a species of indigo plant largely used in dyeing. Indigofera sp. [Richardson 1885]
 indingo [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay indigo [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay 
¶  [Merina] Nom générique des Indigotiers et autres Légumineuses employées en teinturerie, notamment : Indigofera tinctoria L., Indigofera anil L., Indigofera erecta Eckl. & Zeyh. , et Indigofera suffruticosa Mill. ainsi que Crotalaria striata A. Braun (Fabaceae).
¶ (dial. ?) Sida rhombifolia L. (Malvaceae) ; graines croquées pour consolider les gencives (Decary). [Boiteau: Végétaux]
Ohatra Miroborobo faniry itony aika
ary lava teraka ihany ity rojo
[Fox: Hainteny, laharana 257]
Voambolana 
Anarana siantifika Crotalaria striata, Indigofera anil, Indigofera erecta, Indigofera suffruticosa, Indigofera tinctoria, Sida rhombifolia
Kamban-teny, lohateny, anarana 

2017/12/12