Teny iditra aila
Sokajin-teny tambinteny [fitanisana]
Famaritana malagasy  [Tsimihety] ambadika, ankoatra [Rakotosaona 1975]

Teny iditra aila (ila)
Sokajin-teny matoantenin' ny atao
Famaritana malagasy Ivarotana ampahany na antsasany: Toa tsy amidin-dRabe daholo, hono, ity taniny ity fa ailany fotsiny
¶ Atokana: Ailao ireto boky ireto fa hovidiko rahariva [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay dont on cède une partie, une moitié: Aila va io tanimbarinao io sa amidy daholo? (Voulez-vous vendre une partie, la moitié de votra rizière ou bien la vendrez-vous toute entière?) [Abinal 1888]
Endriteny 
aila
ailako
ailanao
ailany
ailantsika
ailanay
ailanareo
ailan'
ailan-
ailam-
naila
nailako
nailanao
nailany
nailantsika
nailanay
nailanareo
nailan'
nailan-
nailam-
haila
hailako
hailanao
hailany
hailantsika
hailanay
hailanareo
hailan'
hailan-
hailam-
ailao

Nohavaozina tamin' ny 2020/04/21