Teny iditra ailiho (ilika)
Sokajin-teny   filaza mandidin' ny matoantenin'ny atao ailika [firaketana]
Famaritana malagasy   [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   [Abinal 1888]
Ohatra   Ailiho ny sobiky, fa misakan-dàlana (Poussez la corbeille par côté, parce qu'elle barre le passage) [Abinal 1888, takila 278]
Ailiho eto anaty lavaka ny fako rehetra (Réunissez toutes les balayures dans ce trou) [Abinal 1888, takila 278]

Nohavaozina tamin' ny 2015/10/09