Teny iditra ainga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Fibatana, fialana. [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   (root not much used) [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   action de soulever, de lever, d'aller charcher [Abinal 1888]
Sampanteny  

Teny iditra ainga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Tombon' isa omena mialoha, izany hoe ambony ampanga ankoatra ny loka [Rajemisa 1985]
Ohatra  
1Homeko ainga impito mandingana ise, fa andeha isika hifaninana hazakazaka [Rajemisa 1985]
2Hahavita asa soa tena ilaina ny Tetezamita raha manome ainga vao, na manavao mihitsy ny fifanakalozan-kevitra sosialy. [SeFaFi ]
Sampanteny  
Fitovian-keviteny   inga

Teny iditra ainga
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   hevitra mitombina iaingana [SLP: Voambolana]
Dikanteny frantsay   principe [SLP: Voambolana, Rajaonarimanana 1995]
Voambolana  
Ny bikany  
ainga
aingako
ainganao
aingany
aingantsika
ainganay
ainganareo
aingan'
aingan-
aingam-
Fitovian-keviteny   tsangan-kevitra
Kamban-teny, lohateny, anarana  

Teny iditra ainga
Sokajin-teny   matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy   mandeha
¶ ainga haka rano: mantsaka
¶ andao aingatsika: andeha isika [Bezanozano] [Rakotosaona 1972]
Fitovian-keviteny   handeha

Nohavaozina tamin' ny 2017/04/02