Teny iditra aingitraingitra (aingitra)
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Zavatra tsy dia ilaina loatra fa atao ho fisehosehoana fotsiny entanin' ny ebo; haitraitra: Mijaly ny olona be aingitraingitra [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   capricious desires [Hallanger 1973]
Dikanteny frantsay   désirs capricieux, caprices [Hallanger 1974]
Ohatra   Sady fitsaboa-miaramila raha teo, ka tsy misy aingitraingitra izany [Andraina: Mitaraina]
Voambolana  
Sampanteny  

Nohavaozina tamin' ny 2013/09/18