Teny iditra airitra (iritra)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   manitrika anaty rano [Betsileo] [Rakotosaona 1972]
   Asitrika ao anaty rano, alevina amin' ny fasana vonjy maika [Rajemisa 1985]
Dikanteny frantsay   qu'on plonge dans l'eau, qu'on enterre provisoirement [Abinal 1888]
Ny bikany  
airitra
airitro
airitrao
airiny
airitsika
airitray
airitrareo
airitr'
airi-
airitry
nairitra
nairitro
nairitrao
nairiny
nairitsika
nairitray
nairitrareo
nairitr'
nairi-
nairitry
hairitra
hairitro
hairitrao
hairiny
hairitsika
hairitray
hairitrareo
hairitr'
hairi-
hairitry
airito
Tsipelina hafa  

Nohavaozina tamin' ny 2013/12/10