Teny iditra aisina (isina)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   Esorina, alana (lelo): Aisino ny lelon' Ikoto fa aza mifodelo lava izao
¶ Tapahina ny lohan' ny lahinjiro efa manjary lavenona [Rajemisa 1985]
Ny bikany  
aisina
aisiko
aisinao
aisiny
aisintsika
aisinay
aisinareo
aisin'
aisin-
aisim-
aisi-
naisina
naisiko
naisinao
naisiny
naisintsika
naisinay
naisinareo
naisin'
naisin-
naisim-
naisi-
haisina
haisiko
haisinao
haisiny
haisintsika
haisinay
haisinareo
haisin'
haisin-
haisim-
haisi-
aisino
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14