Teny iditra aisy
Sokajin-teny   tenim-piontanana [firaketana]
Famaritana malagasy   Teny enti-maneho tsy fankasitrahan-lavatra iray, na fandavana mihitsy: Aisy! mandehana ianao mandeha any. ~ Aisy! tsy miditra amin' izany raharaha maizina izany aho [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy   no! A word expressing dislike and grief. Esy is also used. [Richardson 1885]
   expressing regret or disappointment; oh no! [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay   qui exprime le regret ou la déception ; hélas, malheureusement. [Hallanger 1974]
Sampanteny  

Teny iditra aisy (isy)
Sokajin-teny   matoantenin'ny atao
Famaritana malagasy   [Taisaka] mametraka [Rakotosaona 1972]
   Atao amin' ny...: Vongan-tsira lehibe angaha no naisinao ny laoka no mangeroka tsy azo hanina itỳ izy? [Rajemisa 1985]
Endriteny  
aisy
aisiko
aisinao
aisiny
aisintsika
aisinay
aisinareo
aisin'
aisin-
aisim-
naisy
naisiko
naisinao
naisiny
naisintsika
naisinay
naisinareo
naisin'
naisin-
naisim-
haisy
haisiko
haisinao
haisiny
haisintsika
haisinay
haisinareo
haisin'
haisin-
haisim-
aisio

2011/12/09