Teny iditra | aitatra (itatra) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny iharana | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Atao izay hahalehibe azy, halehibeazina: Naitatra ny tokotanin' ny sekoly fa nitombo ny mpianatra [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | à agrandir, à étendre, à développer [1.3] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Fivaditsoratra | aitatra, ataitra |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/19 |