Teny iditra aivo
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Teny iantsoana ny zanaka rehetra -- na firy na firy isany -- eo anelanelan' ny zokiny indrindra sy ny zandriny indrindra (lahiaivo, vaviaivo, Inaivo (zazalahy), Raivo (zazavavy) [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   [Root ivo?] Anything in the middle; the children of a family between the eldest and the youngest; when there are more than two, it is applied to the second eldest. Much used in forming names, as andrianaivo, inaivo, ranaivo, or naivo, names given to males; while raivo is the name given to females. [Richardson 1885]
Dikanteny frantsay   tous ceux qui sont entre l'aîn [...] [tohiny Rajemisa: Vakoka]
Voambolana  

Nohavaozina tamin' ny 2009/02/23