Teny iditra aizana
Sokajin-teny   anarana
Famaritana malagasy   Ny zaza manan-jandry ao an-kibo: Firy taona izao ny anao ny aizana? [Rajemisa 1985]
Dikanteny anglisy   the youngest child in a family when the mother is again pregnant, also used of the youngest child but one. [Richardson 1885]
Voambolana  
Sampanteny  
Kamban-teny, lohateny, anarana  
Teny nalaina  

Nohavaozina tamin' ny 2012/08/01