Teny iditra aizim-pito
Singan-teny aizina ; fito
Sokajin-teny kambanteny
Fanazavàna teny anglisy [fito, seven.] Exceedingly dark, pitch dark. [1.2]
 Darkness [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Obscurité complète, ténèbres [1.8]
Ohatra Aoka izao aizimpito manarona anay irao hisolo fahazavana mamirapiratra; [2.587]
Mpanahaka  maizim-pito

Nohavaozina tamin' ny 2023/06/05